đAdy aminâny fiparitahanâny zava-mahadomelina. đźLoharanom-baovao mari-pototra no nahafantaranâny Polisimpirenena avy ao aminâny Kaomisarianâny Boriboritany Voalohany ao Tanambao V Antsiranana fa misy lehilahy mivarotra rongony, mitazona sy mitahiry izany ao an-tranony. Vokatr’izany dia nanao velam-pandrika sy fidinana tampoka ny Polisy ny
