⚠️ Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana 🚔 Lehilahy iray 23 taona no voasambotry ny Polisy avy ao Morondava ny marainan’ny Alahady 30 Novembra 2025 rehefa avy nanendaka vehivavy iray teny Ambalatanga. 📞 Vao mangirandratsy dia nahazo antso ny Polisy fa misy
