– Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana. – Nandritry ny fisafoana izay ataon’ny Polisimpirenena eto Antananarivo sy ny manodidina, ny alin’ny Alatsinainy 12 janoary 2026 no nahatratra lehilahy iray nitondra zava-mahadomelina mahery vaika rôrô anaty fonosana kely miisa 10, niaraka tamin’ny rongony
