-Mivoatra hatrany ny fomba fanaon’ireo olon-dratsy amin’ny halatra sy fanendahana ataony. Raha ny hita tao Mahajanga dia miray tsikombakomba amina mpitondra bajaj ireo mpanendaka. Mody mandray bajaj tahaka ny mpandeha rehetra ilay mpanendaka ka rehefa azony izay entana angalariny, toy
