đ Polisimpirenena miaro sy manampy ny vahoaka â Ho tohinâireo fampiofanana ny vaomieranâny fandriam-pahalemana sy ny tomponâandraikitra eny ifotony dia teny aminâny fari-piadidianâny Kaomisarianâny Boriborin-tany faha 6 Ambohimanarina indray no nanatanterahana ny hetsika Bemidina ny alinâny 29 Aprily 2025. đźââïž
