-Antananarivo, 12 Aogositra 2025 – Nisokatra androany teto Antananarivo, renivohitr’i Madagasikara ny Filankevitry ny Minisitry ny SADC, izay enti-manomana ny fihaonana an-tampony faha-45n’ireo Filoham-panjakana sy lehiben’ny Governemanta. Nandray ny fitantanana izany Filan-kevitry ny Minisitra izany androany Ramatoa Rasata Rafaravavitafika, Minisitry
