– Ady amin’ny fiparitahan’ny fitaovam-piadiana tsy manara-dalàna. – Ny maraim-ben’ny 16 Desambra 2025 tokony tamin’ny 3 ora sy sasany, nandritra ny fisafoana nataon’ireo Polisimpirenena avy ao amin’ny Hery Vonjy Taitra teo Antaravay, Kaominina Toliara, no nisy lehilahy iray tratra nitondra
