-Samy tontosa soa aman-tsara ny lanonana fifamindram-pahefana tao amin’ny kaomisaria foibe ao Mahajanga sy ny Kaomisaria Ambatondrazaka, izay notanterahina ny 20 sy 21 Aogositra 2025. ✅ Tontosa tao Mahajanga ny 21 Aogositra 2025 ny fifamindram-pahefàna teo amin’ireo Kaomisera roa tonta
