đ Ady aminâny asa fisolokiana â Ny 01 aprily 2025 tolakandro, lehilahy iray no voasambotry ny Polisy miasa ao aminâny boriborintany fahaenina Ambohimanarina noho ny fampiasana kara-panondro hosoka, rehefa nikasa ny hampiasa izany tao aminâny Kaominina izy. Mitondra anaranâolon-kafa ilay
