AMBANJA – TOAMASINA : LEHILAHY ROA VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA NOHO NY FITONDRANA RONGONY TANY ANATY TAXI-BROUSSE AMBANJA – TOAMASINA : LEHILAHY ROA VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA NOHO NY FITONDRANA RONGONY TANY ANATY TAXI-BROUSSE

Ady amin’ny fidorohana sy fipariahan’ny zavamahadomelina ➡️Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny Polisimpirenena amin’ny ady atao amin’ny fipariahan’ny zavamahadomelina, indrindra ny fanamafisana ny fisavàna amin’ireo fiara mifamezivezy amin’ny lalàm-pirenena rehetra eto Madagasikara. ➡️Tamin’ny zoma 23 mey 2025, nahazo vaovao ny Polisy

FAMETRAHANA FANDRIAM-PAHALEMANA MAHARITRA, LEHILAHY TELO VOASAMBOTRA TENY ANOSIBE : 2 NOHO NY FITAZONANA SY FIDOROHANA ZAVA-MAHADOMELINA, IRAY TSY NANAIKY NOSAVAINA

Fametrahana fandriam-pahalemana maharitra ➡️Nitohy teny amin’ny faritra Anosibe sy Anosizato Atsinanana ny hetsika manokana ataon’ny avy ao amin’ny Compagnie Urbaine d’Intervention sy ny UIR Tsaralalàna mba ho fametrahana fandriam-pahalemana maharitra. Mandritra ny alina mandra-parain’ny andro ny hanaovana ny hetsika ka

FILAZANA FIKAROHANA:RAKOTOMALALA Faratiana Bodo Saholy

Ity olona ity dia manan-draharaha eto anivon’ny Polisimpirenena, ka iangaviana izay mahita na mahafantatra azy mba hanatona avy hatrany ny Biraon’ny Polisy akaiky azy indrindra, na koa hiantso ny kaomisaria Ambatondrazaka amin’ny laharana : 034 05 998 56. ✅️ Toy

65 TAONAN’NY FIVERENAN’NY FAHALEOVANTENA SY NIJOROAN’NY FOLOALINDAHY:FAMPAHAFANTARANA NY HETSIKA,TARAKEVITRA SY SARY FAMANTARANA NY FANKALAZANA

« FITIAVAN-TANINDRAZANA MITARIKA FANDROSOANA », io ny tarakevitra voafidy entina hankalazana ny 65 taonan’ny niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara🇲🇬 sy ny Foloalindahy malagasy⚔️, izay nampahafantarina tamin’ny fomba ôfisialy ny alatsinainy 19 may 2025 tao amin’ny Kianjan’ny Barea Mahamasina🏟️ niaraka tamin’ny sary famantarana.