🚗 Manoloana ny fitohanana mampikaikaika ny maro manomboka any Andranonahoatra Itaosy hatreny amin’ny Rond-point Ampasika dia tsy mitsahatra mikaroka vaha olana ny Polisimpirenena miasa ao Kaomisaria Itaosy, miara-miasa amin’ireo mpitantana ny Kaominina eny an-toerana. Efa nisy ny asa natomboka ary
