📍 Ny alin’ny Alarobia 19 Aogositra 2026, nanomboka tamin’ny 09 ora dia nanatanteraka hetsika fanentanana sy fanakatonana ireo toeram-pivarotana zava-pisotro misy alikaola izay tsy manaja ny ora ara-dalàna ny Polisimpirenena avy ao amin’ny komisaria CSP Itaosy. 🎯 Toeram-pivarotana miisa 07
