📅 Nanatanteraka fivoriana, ny Zoma 22 Mey 2026 ireo tomponandraikitra sy ny mpitantana hanatanteraka ny fanadinana fihodinana faharoa, amin’ny fifaninanana hidirana ho « Elève Agents de Police » miisa 500 taona 2025. 🔈Hotanterahina ny Alakamisy 28 May sy ny Zoma 29 May
