Tonga nitsidika ny Minisitry ny Filaminambahoaka, ny Inspecteur Général de Police ERICK MICHEL, ny Alatsinainy 01 Jona 2026 tao amin’ny toeram-piasany etsy Anosy, ny Masoivohon’ny Repoblika Entim-bahoakan’i Sina miasa sy monina eto Madagasikara, Andriamatoa M.JI Ping. 🔷 Nifantoka tamin’ny fanamafisana
