👮 Polisimpirenena manaiky vahoaka. ✅ Hita soa aman-tsara ny harivan’ny 28 Jolay 2026 ireo zazalahy kely roa izay voalaza fa tsy hita nanomboka ny marainan’ny 27 Jolay 2026 tao Mahabibokely, Mahajanga. 🚨Noho ny fiaraha-miasan’ny olom-pirenena tsara sitrapo no nahitana azy
