👉 Ady amin’ny asan-jiolahy sy fanamafisana ny filaminam-bahoaka. 👮♂️ Nandritra ny herinandro, dia nahitam-bokatra hatrany ny hetsika fampandriana fahalemana nataon’ny Polisimpirenena tao an-tampon-tanànan’i Mahajanga. Miisa 11 ireo olona voasambotra tany amin’ireo faritra samihafa, anisan’izany Amborovy, Ambondrona, Amparihigidro, Mahavoky Atsimo sy
