👉Zatovolahy miisa efatra, 15 taona ny zokiny ary 14 taona ireo ambiny, no voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny kaomisaria Maevatanana ny alin’ny sabotsy 09 sy ny alahady 10 novambra 2024, noho ny famonoana olona niniana natao. 👉Raha tsiahivina dia

MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE
👉Zatovolahy miisa efatra, 15 taona ny zokiny ary 14 taona ireo ambiny, no voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny kaomisaria Maevatanana ny alin’ny sabotsy 09 sy ny alahady 10 novambra 2024, noho ny famonoana olona niniana natao. 👉Raha tsiahivina dia
🏀Nifarana omaly alarobia 13 novambra 2024 tao amin’ny Lapan’ny Kolotsaina sy Fanatanjahatena Mahamasina ny tournoi ASIEF taranja Basket. 🏆Nandrobaka ny amboara tamin’izany ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka « SUPER COUPE 2024 Super vétéran »
✅Manohy ny fanatanterahana ny toromarika nomen’ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA, amin’ny tsy maintsy hamahana ao anatin’ny fotoana fohy ny olan’ny jiro sy rano ireo rafitra mpanatanteraka rehetra amin’izao fotoana izao. Nidina teto Toamasina androany maraina ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta NTSAY
REGION : ANALAMANGA CSP 7 67Ha:HALATRA MOTO – ROALAHY TRA-TEHAKY NY POLISY ✅Lehilahy roa 21 taona sy 29 taona no tra-tehaky ny Polisy miasa ao amin’ny Komisaria 67ha ny faha 09 novambra 2024 teo, teny Ankasina tokony ho tamin’ny 07
📚Nanolotra boky miisa 600 ho an’ny Akany fitaizana ny zaza kambotin’ny Polisimpirenena ao Ambatolampy ny avy eo anivon’ny Masoivohon’i Etazonia eto Madagasikara, Andriamatoa Richard HAYS. ✅Natao hampitaovana sy ho fanampiana ireo ankizy beazina eo anivon’ny Akany izay ahitàna boky mahakasika
✅Nanome voninahitra sy nahatsiaro ireo maherifo tamin’ny Ady Lehibe i Madagasikara, nandritra ity fankalazana ny fifanarahana fandriampahalemana tamin’ny 11 Novambra ity. Ho fanomezam-boninahitra izany dia tonga teny amin’ny tsangambato Anosy ireo Minisitra eo anivon’ny hery fiarovana sy filaminana dia ny
👮Fiofanana telo no indray nifarana ny zoma 08 Novambra 2024 teo teto an-drenivohitra teto anivon’ny Polisimpirenena. Tao amin’ny Kaomisaria Foiben’Antananarivo Tsaralalàna sy teny amin’ny Fitaleavan’ny Fikarohana sy fiofanana mitohy (DRFC)eny Antanimora. 👮Fiofanana voalohany mahakasika ny « Gestions des scènes de crimes »
,👉Lehilahy 52 taona, mpamily sy lehilahy 24 taona mpanampy azy no tratra am-body omby teo am-pangalarana solika anatin’ny fiara izay hiasan’izy ireo ihany, niaraka tamin’ny bidon miisa 6 sy ny fantsona fitrohana solika, ny alarobia maraina faha 6 novambra 2024
,👉Jiolahy iray efa mpamerin-keloka no lavon’ny balan’ny Polisy tao Antsalovana/67ha ny 09 Novambra 2024 tokony tamin’ny 09 ora sy sasany alina noho ny resaka fanafihana mitam-piadiana. 👮Nahafantatra mialoha ny Polisimpirenena fa misy andian’olona mikononkonona hanao fanafihana mitam-piadiana amin’ny mpivarotra mpamongady
👉Lehilahy miisa dimy no voasambotry ny Polisy, ny faha 07 novambra sy 08 novambra 2024 lasa teo noho ny resaka vaky trano. 👮Ny 05 Novambra 2024 lasa teo dia nitrangana vaky trano tao Andalamahitsy Tanandava Toamasina izay nahaverezana enta maro
👉Manao ezaka amin’ny fitandroana ny fandriam-pahalemana ho famongorana ny asan-jiolahy mpanao asa ratsy ny Polisy ao amin’ny Fitaleavam-paritry ny filaminam-bahoaka Antsinanana. 👉Nahazo angom-baovao Polisin’ny FIP TOAMASINA ny atoandron’ny 08 novambra fa misy jiolahy mikononkonona hanao fanafihana mitam-piadiana, ka mpandraharaha iray
✅️ Lehilahy roa, 26 sy 42 taona no tra-tehaky ny Polisy miasa ao amin’ny Poste de Police Avancé Antaniavo 02 sy 04 novambra 2024 lasa teo noho ny halatra miharo vono mitam-piadiana. 👉 Naharay fitarainana ny Polisy mahakasika ny trangana