– Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana – Tao Anosikely, Kaominina Ambanivohitra Anosivelo Farafangana, no nitrangan’ny halatra ny 07 Aogositra 2026. Nisy namaky ny tranon’ny lehilahy iray 67 taona ka basy roa, vary iray gony ary entana maro no very. – Nanao
