– Zazavavy roa, ka ny iray 17 taona ary ny iray 2 taona sy tapany, no naterin’ny Polisin’ny UIR Antsirabe tao amin’ny PMPM Antsirabe, ny Zoma 31 Jolay 2026, taorian’ny nahitana azy ireo irery teny amin’ny faritra Vatofotsy Piste. –
MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE
– Zazavavy roa, ka ny iray 17 taona ary ny iray 2 taona sy tapany, no naterin’ny Polisin’ny UIR Antsirabe tao amin’ny PMPM Antsirabe, ny Zoma 31 Jolay 2026, taorian’ny nahitana azy ireo irery teny amin’ny faritra Vatofotsy Piste. –
👉 Ady amin’ny fakàna an-keriny. 👮 Ny alin’ny 31 Jolay 2026 no nisy nampandre ny Polisimpirenena fa misy mpandraharaha roalahy misy mitazona an-keriny sy iharan’ny fandrahonana amina toeram-piasàna iray ao Anosizato Atsinanana. 🚔 Nirotsaka an-tsehatra avy hatrany ny UIR Tsaralalana
📍 Notanterahina ny Alatsinainy 03 Aogositra 2026 tao amin’ny Kaomisaria Foibe Antsimondrano Tanjombato ny lanonana famindram-pitantanana teo amin’ny Commissaire principal de Police IARINIRINA Alain José, lehiben’ny Kaomisaria Foibe Antsimondrano teo aloha, izay voatendry amin’ny andraikitra hafa, sy ny Commissaire de
📍 Noho ny vaovao azo avy amin’ny olona tsara sitrapo, dia nahatratra rongony miisa 30 fatorana ny Polisy ao amin’ny Kaomisarian’ny Filaminam-bahoaka Ambilobe, nandritra ny fisavana fiara fitateram-bahoaka teny amin’ny lalam-pirenena faha-6 (RN6), ny alin’ny 31 Jolay 2026. Voasambotra nandritra
📅 Ny Talata 28 Jolay 2026, nandritra ny fialan-tsasatra teny amin’ny morontsirak’i Mahajanga, dia nanjavona ny lehilahy iray 20 taona rehefa nilaza fa hividy lasopy. 📍 Tsy niverina izy ary tsy tratra tamin’ny antso an-tariby, ka nanao fikarohana ny fianakaviany
👮♂️ Polisimpirenena manakaiky vahoaka. 👮♀️ Manana anjara toerana lehibe ny Polisimpirenena amin’ny fitandroana ny filaminana sy ny fiarovana ny laza adina mandritra ny fanatanterahana ny fanadinana Bakalorea Teknika manerana ny Nosy. 🚔 Raha ny teto Antananarivo Renivohitra, dia nisy ny
🔷 Nanomboka ny talata 28 Jolay 2026 tao amin’ny Akademia Miaramila Antsirabe ny atrik’asa lehibe karakarain’ny BIANCO sy ny OIF, izay haharitra telo andro momba ny ady amin’ny kolikoly ka ireo tompon’andraikitra ambony sy mpampiofana amin’ireo sekoly manofana ny Hery
🔷 Ny alin’ny 29 Jolay 2026 tokony tamin’ny 10 ora alina, ankizivavy 14 taona iray no taraiky fodiana teny Ankorahotra rehefa tsy nahatratra fiara fitateram-bahoaka hody any Ankadindratombo. 👉 Nandritra ny fisafoana nataon’ny vaomieran’ny fandriam-pahalemana (VFP) nanao andrimasom-pokonolona niaraka tamin’ny
👮 Polisimpirenena manaiky vahoaka. ✅ Hita soa aman-tsara ny harivan’ny 28 Jolay 2026 ireo zazalahy kely roa izay voalaza fa tsy hita nanomboka ny marainan’ny 27 Jolay 2026 tao Mahabibokely, Mahajanga. 🚨Noho ny fiaraha-miasan’ny olom-pirenena tsara sitrapo no nahitana azy
🚔 Nanatanteraka fisafoana alina ny OMC ny alin’ny Talata 28 hifoha ny Alarobia 29 Jolay 2026, notarihin’ny Prefen’Antananarivo, Andriamatoa ANDRIASY Vonjy Maminjanahary, niaraka tamin’ireo delegasiona maro notarihiny. Nisolotena ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka ny Commissaire Divisionnaire de Police RAZAFINDAHY Manitra Fleurys, lehiben’ny
✅ Mitohy andro aman’alina ny fametrahana sakana sy ny fisafoana ataon’ireo Hery Fiarovana sy Filaminana maneranz ny Nosy. 🚔 Ny Task Force Anti-Enlèvement, eo ambany fandrindran’ny CO-FDS, iarahan’ny Tafika Malagasy, ny Polisimpirenena ary ny Zandarmariam-pirenena ihany koa dia mandray ny
👮 Ao anatin’ny tetikasa « Safe Seas for Africa (SSA) », vatsian’ny Vondrona Eoropeana vola, dia manatanteraka fanazaran-tena sy fampiofanana momba ny ady amin’ny heloka bevava an-dranomasina ny Interpol sy sampanddraharaham-panajakàna malagasy izay miantoka ny fiarovana ny sisin-dranomasika ka mandray anjara mavitrika