🚔 Ady amin’ny fipariahan’ny zava-mahadomelina 🎯 Nandritra ny fisafoana mahazatra nataon’ny Polisin’ny Kaomisaria Tsaratanàna tamin’ny alin’ny 18 oktobra 2025, dia nifanena tamin’ny lehilahy roa nitondra gony izy ireo, teny amin’ny fokontany Ambany Hôpital, Tsaratanana. 🏃♂️ Raha vao nahatazana ireo Polisy
