– Ady amin’ny asan-jiolahy. – Trata teo ampangoronana entana avy nangalarina teny Manarintsoa Centre ity jiolahy iray efa malaza ratsy amin’ny resaka vaky trano ity ny faha 05 May 2026. – Nanararaotra ny tsy fisian’olona tao an-trano izy ka nihevitra
