– Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana. – Ny 27 Aprily 2026 tamin’ny 09 ora maraina, nanao fisafoana mahazatra teny amin’ny tsenan’Anosibe ireo Polisimpirenena miandraikitra ny fiambenana ny Ministeran’ny Filaminambahoaka (Compagnie SECMIN). – Voasambotra nandritra izany ny mpangarom-paosy miisa 4, tratra ambodiomby
