👮♂️ Fanamafisana ny filaminana sy fanarahan-dalàna 🚔 Nanatanteraka fidinana ifotony teny Ambohipo sy Ambolokandrina ny Polisimpirenena ny alin’ny 16 May hifoha 17 May 2026. ✅ Hetsika fandaminana ireo toeram-piantsonana izay miteraka fitohanana ary fanaraha-maso ny taratasin’ireo toeram-pisotroana. 👮♂️ Notarihin’ny lehiben’ny
