➡️ Miompana tanteraka amin’ny fampivondronana sy fandrindràna asa an’ireo mpikambana ao amin’ny komity mpanaramaso ny fifindra-monina arak’asa any ivelany ity fivoriana natomboka androany 25 Febroary 2025 ity, tetsy amin’ny Fitaleavana misahana ny Fikarohana sy ny Fiofanana Mitohy (DRFC) Antanimora. ➡️
