Ady amin’ny asan-jiolahy Taorian’ny fanadihadiana lalina sy ny angom-baovao nataon’ny Sampana miady amin’ny heloka bevava (Brigade Criminelle) sy ny SAG amin’ilay raharaha fanafihana ka nahaverezana volabe tao amina trano fandraisambahiny iray tetsy Ankazomanga ny 10 septambra 2025, dia olona miisa
