Ady amin’ny fipariahan’ny zava-mahadomelina mahery vaika -Raha tsiahivina dia tratran’ny Polisimpirenena miady amin’ny zava-mahadomelina (Stup) Anosy ny 12 Aogositra 2025 teny Ampasampito Ambohimirary, ny lehilahy iray nivarotra sy nitazona zava-mahadomelina mahery vaika amin’ny karazany “Crystal Methamphétamine” milanja 10,9 kg. Nidoboka
