Ady amin’ny asan-jiolahy – Nitrangana fanafihana mitam-piadiana ny 18 Novambra 2025 tokony ho tamin’ny 6 ora hariva tao Toliara. Vehivavy iray mpanao cash-point nody avy niasa no notafihin’ny Jiolahy roalahy mitondra basy teny andalana ka naka ny vola sy fitaovana
