– Notanterahina ny 26 novambra 2025 tao amin’ny efitrano malalaky ny lapan’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra tetsy Analakely ny fihaonana teo amin’ny Tale Jeneralin’ny Polisimpirenena, ny Commissaire Divisionnaire de Police TSARAMONINA Ravony Jean Victor sy ny ben’ny tananan’Antananarivo Renivohitra, Ramatoa Harilala RAMANANTSOA.
