Ady amin’ny asan-jiolahy ✅Jiolahy iray no voasambotry ny Polisin’ny SAG raha nikasa handroba tokan-trano iray tetsy Anosizato Atsinanana ny maraimben’ny 10 Aogositra 2025. ▶️Nisy namana niaraka taminy ity jiolahy ity ary nangalatra vy tao amin’io tokan-trano io. Nanao antso vonjy
