Ady amin’ny fipariahan’ny zava-madomelina – Nandritra ny fisafoana nataon’ireo Polisy miasa ao amin’ny Kaomisaria Foibe Morondava ny alin’ny 24 oktobra 2025 no nahatsikaritra lehilahy iray hafahafa fihetsika ireo Polisy. – Rehefa natao ny fisavana azy dia nahitana fonosana rongony tany
