– Ady amin’ny fisolokiana – Lehilahy iray sy vehivavy iray no voasambotry ny Polisimpirenena tao Manakara noho ny raharaha fisolokiana amin’ny alalan’ny hafatra maro sosona amin’ny finday. – Ny 03 novambra 2025, nisy olona mipetraka sy monina eto Antananarivo nahazo
