Ady amin’ny halatra isan-karazany ✅ Lehilahy iray 21 taona no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny Poste de Police Ampefiloha ny Talata 29 Jolay 2025 atoandro teny Ambalavao Isotry. Tratra ambodiomby nivarotra entana halatra izy. ☑️ Ny 27 Jolay 2025
MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE
Ady amin’ny halatra isan-karazany ✅ Lehilahy iray 21 taona no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny Poste de Police Ampefiloha ny Talata 29 Jolay 2025 atoandro teny Ambalavao Isotry. Tratra ambodiomby nivarotra entana halatra izy. ☑️ Ny 27 Jolay 2025
Tomombana avokoa ny fanomanana ny Zaikabe andiany faha 4 karakarain’ny FIVAPOVA any Toamasina ny 30 Jolay 2025 – 3 Aogositra 2025. Efa tonga any an-toerana avokoa ireo mpizaika maherin’ny telo arivo avy amin’ny lafy valon’ny Nosy. ✅Nisy ny fitsidihana nataon’ny
Ady amin’ny halatra isan-karazany ✅Ny 28 Jolay 2025 tamin’ny iraikambinofolo ora alina no sendran’ny Polisy avy ao amin’ny Poste Avancé Antaniavo, manao fisafoana, ity lehilahy ity sy ny namany. Nirifatra nitsoaka avy hatrany izy roalahy vao nahita ny Polisy ka
Lehilahy miisa 04 no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny Kaomisaria Mahamasina ny maraimben’ny Alahady 27 jolay 2025 teny Paraky, Ouest Manajara. ➡️ Nandritra ny fisafoana alina tamin’iny toerana iny no nahatsikaritra ireto andian’olona hafahafa fihetsika ny Polisy ka niroso
Notanterahina amin’ny fomba ofisialy teto amin’ny Ecole Nationale Supérieure de Police Ivato ny 28 Jolay 2025, ny fanaovantsoniam-piarahamiasa eo amin’ny Departemantan’ny Filaminambahoaka ao Anhui, an’ny Repoblika Entim-bahoakan’i Chine sy ny Fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka Atsinanana. Miompana amin’ny fanomezana fitaovana ho an’ny
Ady amin’ny fanolanana sy fanararaotana ara-nofo ary ny heloka mamoafady _Renim-pianakaviana iray no nametraka fitoriana tao amin’ny Polisin’ny Cybercriminalité Anosy ny 16 Jolay 2025, momba ny zanany vavy 14 taona, izay niharan’ny fanararaotana ara-nofo nataon’ity lehilahy 34 taona ity. _Fantatra
Ady amin’ny tsy fandriampahalemana ➡️Ny maraimben’ny 24 Jolay 2025, dia nahazo loharanom-baovao ny Polisimpirenena avy ao amin’ny FIP Toamasina, milaza fa misy andian-jiolahy mitondra antsy lava sy sabatra mihaodihaody sy mikonokonona hanatanteraka asa ratsy sy fanafihana manodidina ny fokontany Andranomadio
Ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina _Voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny Kaomisarian’ny Boriboritany Voalohany Antsiranana ny alahady 20 jolay 2025 tao Ambalavola, ny lehilahy iray, nahatratrana rongony tao anaty kitapony, nandritra ny fisafoana amin’ny alina nataon’ny Polisy. _Natao avy hatrany ny
Ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina ✅Lehilahy mpiavarotra cocaine no voasambotry ny Polisy misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina Anosy ny 19 jolay 2025 teo teny Ambohimangakely. Loharanom-baovao avy amin’olona tsara sitrapo no nahafantarana ity lehilahy ity ka nanaovan’ny Polisy velam-pandrika ny hisamborana
Mpikambana vitsivitsy eo anivon’ny Governemanta no tonga namita iraky ny Filoham-pirenena androany tao Antsirabe, nidina ifotony nijery ny fahavoazana tao amin’ny tsena Sabotsy, nitafa mivatana tamin’ireo niharam-boina ary nitondra fanampiana ihany koa. Araka izany, tonga tany Antsirabe ny Minisitry ny
Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana ✅Tontosa ny 23 jolay 2025 tao amin’ny efi-trano «R+ Rose » Ankatso ny adi-hevitra sy dinidinika mikasika ny fametrahana fandriam-pahalemana maharitra eo amin’ny Oniversite Ankatso. ➡️Nitarika ny fivoriana ny Talen’ny Kabinetra eo anivon’ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony
Ady amin’ny fidorohana sy fanamparitahana zava-mahadomelina ➡️Lehilahy miisa roa no voasambotry ny Polisy miasa ao Antsiranana noho ny resaka fidorohana sy fivarotana cocaïne. ➡️Ny 16 jolay 2025 alina no tratra teo amin’ny fokontany Avenir ny iray tamin’izy ireto. Nahitana fonosana