👉Lehilahy miisa dimy no voasambotry ny Polisy, ny faha 07 novambra sy 08 novambra 2024 lasa teo noho ny resaka vaky trano. 👮Ny 05 Novambra 2024 lasa teo dia nitrangana vaky trano tao Andalamahitsy Tanandava Toamasina izay nahaverezana enta maro
MINISTERE DE LA SECURITE PUBLIQUE
👉Lehilahy miisa dimy no voasambotry ny Polisy, ny faha 07 novambra sy 08 novambra 2024 lasa teo noho ny resaka vaky trano. 👮Ny 05 Novambra 2024 lasa teo dia nitrangana vaky trano tao Andalamahitsy Tanandava Toamasina izay nahaverezana enta maro
👉Manao ezaka amin’ny fitandroana ny fandriam-pahalemana ho famongorana ny asan-jiolahy mpanao asa ratsy ny Polisy ao amin’ny Fitaleavam-paritry ny filaminam-bahoaka Antsinanana. 👉Nahazo angom-baovao Polisin’ny FIP TOAMASINA ny atoandron’ny 08 novambra fa misy jiolahy mikononkonona hanao fanafihana mitam-piadiana, ka mpandraharaha iray
✅️ Lehilahy roa, 26 sy 42 taona no tra-tehaky ny Polisy miasa ao amin’ny Poste de Police Avancé Antaniavo 02 sy 04 novambra 2024 lasa teo noho ny halatra miharo vono mitam-piadiana. 👉 Naharay fitarainana ny Polisy mahakasika ny trangana
✅️ Jiolahy raindahiny iray no lavon’ny Polisy miasa ao Ambatondrazaka ny alin’ny 05 hifoha 06 Novambra 2024 tao amin’ny FKT Ambodimanga, Ambatondrazaka. ✅️ Ny alin’ny 05 hifoha 06 novambra 2024 tokony ho tamin’ny 02 ora maraina, nandritra ny fisafoana nataon’ireo
✅️ Manoloana ny olan’ny fahatapahan-jiro eto andrenivohitra izay miteraka fanakorontanana ataon’ireo olona sasany dia mijoro mandray andraikitra feno ny Hery Fiarovana sy ny Filaminana ho fisorohana ny fanakorontanana sy hisian’ny filaminana eto an-drenivohitra . ✅️ Nidina ifotony nijery ny fomba
✅️ Nanomboka ny 04 novambra 2024 ka haharitra 5 andro ny fampiofanana momba ny « Gestion de scène de crime» etsy amin’ny Kaomisaria Foibe Tsaralalàna izay karakarain’ny Fitaleavan’ny Fikarohana sy ny fampiofanana mitohy eto anivon’ny Polisimpirenena. ✅️ Polisy sy Zandary
✅️ Voasambotry ny Polisy ao Amparafaravola ny 21 sy 22 oktobra 2024 teo izy sivy mirahalahy ireto rehefa avy nanolana zazavavy vao 15 taona. ✅️ Raha tsiahivina dia zazavavy iray 15 taona no lasibatry ny fanolanana izay nataon’izy sivy lahy
✅️ Tafapetraka omaly alakamisy 31 oktobra 2024 ny vato fototry ny Kaomisaria vaovao ao Ambohitrantenaina, Imerintsiatosika. Tafiditra amin’ny vinan’ny Filoham-pirenena mahakasika ny fampandrosoana mifototra amin’ny fijerena lavitra sy ny fanatsarana hatrany ny fandriampahalemana ny fanorenana tanana vaovao izay hahitana ireo
✅️ Voasambotry ny Polisy izy efatra mirahalahy ireto ny 01 novambra teo tao Mahabo, Sakaraha rehefa namaky trano niaraka tamin’ny basy ny 19 oktobra 2024. ✅️ Tamin’io daty voalaza io dia jiolahy miisa 05 no nanafika tokantrano iray tao Antsenavao,
✅️ Nosamborin’ny Polisy miasa ao Ambondromamy ity dahalo ity rehefa nikasa hitondra antsokosoko ireo omby halatra miisa roa ny 02 novambra 2024 tokony tamin’ny 07 ora hariva. 👉 Nisy ny halatr’omby tao Ambato-Boeny ka very tamin’izany ny omby miisa 05.
✅️ Nosokafana omaly 28 oktobra 2024 tetsy amin’ny Fitaleavana misahana ny fikarohana sy fiofanana mitohy etsy Antanimora ny fampiofanana mahakasika ny ady amin’ny fampijaliana olona. ✅️ Tafiditra amin’ny fanohizana ny tetik’asa nosoniavin’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka sy ny APT na Association pour
✅️ Maty voatifitry ny Polisy ao Ikongo ity jiolahy ity rehefa voasambotra ka nikasa hamaly ireo Polisy nitondra azy ny 26 oktobra 2024 teo tao amin’ny Kaominina Ambolomadinika, Distrikan’Ikongo. ✅️ Ny sabotsy 26 oktobra 2024, tokony ho tamin’ny 06 ora