– Fametrahana fandriam-pahalemana maharitra - Aza ny lohasaha mangina no jerena fa Andriamanitra an-tampon’ny loha hoy ny Ntaolo malagasy. Tsy mba toy izany ny fisainan’ireto jiolahy ireto fa rehefa nihevitra izy ireo fa mangingina ny tanàna dia nikasa hianika
