– Lehilahy iray no voasambotry ny Polisimpirenena miasa ao amin’ny komisaria CSP8 Analamahitsy, ny harivan’ny 05 Martsa 2026, noho ny fisandohana ho Polisy sy ny fakana vola amin’ny alalan’ny fandrahonana. – Manara-dia miafina an’ireo olona mandeha efitrano fandraisam-bahiny izy na
