➡️ Nidoboka am-ponja vonjimaika any Tsiafahy ny 13, raha toa ka ao amin’ny fonjan’Antanimora ireo vehivavy 6, izay voasaringotra sy nandray anjara tamin’ny fanondranana sokatra an-tsokosoko. Fiaraha-miasan’ny Polisimpirenena, ny Minisiteran’ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana Lovain-jafy ary ny Zandarimariam-pirenena tamin’ny
