đźVoasambotry ny Polisy avy ao Komisaria Andilamena ny 17 Novambra 2024 lasa teo taminâny 11 ora sy sasany alina tao aminâny fokontany Ambohitradala, Kaominina Andilamena ny lehilahy miisa roa : 27 sy 22 taona.
đNandritra ny fisafoana aminâny alina toy ny fanaonâny Polisy no nahitĂ na azy roalahy ireto nitondra entana nampiahiahy, koa rehefa natao ny fisavana, dia fantatra fa kojakoja sy entana avy nangalarina no tratra tany amin’izy roalahy; izay nahitĂ na « Panneaux solaires » sy « Auto radio » ary Kojakojan-dakozia isan-karazany.
đźââïžNoentina avy hatrany tany aminâny Komisaria Andilamena izy roalahy ireto nanaovana fanadihadihana, ary ho atolotra ny fampanoavana.
DRSP ALAOTRA MANGORO_CSP ANDILAMENA:LEHILAHY ROA AVY NAMAKY TRANO NO TRATRANâNY POLISY
