FORCE D’INTERVENTION DE LA POLICE : NAHAZO TALE VAOVAO

Ny Commissaire de Police RAKOTONIRINA Jimmy Clark indray no Tale vaovao hisahana ny hery vonjy taitra eto anivon’ny Polisim-pirenena. Tontosa androany ny famindram-pahefana ary handraisany ny rafi-pibaikona amin’ny maha tale vaovao azy.

« Commandant FIP » tao ihany izy no niakatra ho tale izao , koa inoana fa tsy hanano sarotra azy ity andraikitra vaovao ity indrindra eo amin’ny fanamafisana ny ezaka hanatsarana ny asan’ny Polisim-pirenena

FORCE D’INTERVENTION DE LA POLICE : NAHAZO TALE VAOVAO

Vous pourrez aussi aimer