– Notanterahina tao amin’ny Chapelle Militaire Ampahibe ny 29 novambra 2025 maraina ny fotoam-pivavahana ho fankalazana ny faha 30 taona nivoahan’ny andiany SAHY “1995-1996”. Hetsika nanamarika ny firaisankina, ny fifampitsinjovana ary ny fisaorana an’Andriamanitra tamin’ny fitahiana sy fitarihana nandritra ny
