Ady amin’ny fisolokiana amin’ny endriny samihafa ✅ Nisy olona nametraka fitoriana tao amin’ny kaomisarian’ny Polisimpirenena Antalaha, ny 07 Aogositra 2025, nilaza fa voasolokina lehilahy iray. Milaza ity lehilahy ity fa afaka mandefa olona hiasa any Maurice, ary ao anatin’ny ara-dalàna
