RAVAN’NY POLISIMPIRENENA NY TAMBAZOTRANA ANDIAN-JATOVO MALAZA MPANAO ASA FANENDAHANA SY HALATRA ISAN-KARAZANY MANODIDINA AN’ANKASINA, 67HA, ANKAZOMANGA

👉 Ady amin’ny tsy fandriampahalemana. 🚹 Tra-tehaky ny Polisimpirenena avy ao amin’ny kaomisarian’ny Boriborintany faha-07 67ha ireo tambazotran-jatovo mpanao asa ratsy miisa 09 malaza amin’ny resaka fanendahana eny amin’ny faritra Ankasina, 67Ha ary Ankazomanga sy ny manodidina. Ny alin’ny 02

OPERATION « BEMIDINA » TAO AMIN’NY FARI-PIADIDIAN’NY KAOMISARIA 67HA

✅ Fametrahana fandriam-pahalemana maharitra 📣 Nanatanteraka hetsika « BEMIDINA » amin’ny alina ny Polisimpirenena sy ireo Vaomieran’ny Fandriam-pahalemana, ho fanatsarana ny Polisy manakaiky ny vahoaka na ny « Police de Proximité ». đŸ‘źâ€â™€ïž Notarihan’ny Talen’ny Fikarohana sy Fiofanana Mitohy eo anivon’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka, ny

TAFAPETRAKA AMIN’NY FOMBA OFISIALY AO AMIN’NY FITALEAVAM-PARITRY NY FILAMINAM-BAHOAKA IHOROMBE NY « BRIGADE FEMININE DE PROXIMITE » (BFP)

đŸ‘źâ€â™€ïž Polisy vehivavy miisa 17 no handrafitra ny « Brigade Feminine de ProximitĂ© » ao amin’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka Ihorombe. Sampan-draharaha iray mifantoka sy hanampy bebe kokoa amin’ny fandraisana an-tanana ireo vehivavy niharan’ny herisetra sy fanentanana hisorohana ny herisetra mifototra

FIVORIAN’IREO TOMPON’ANDRAIKITRA AMBONY MITANTANA NY FIBAIKOANA ENY ANIVON’NY HERY VONJY TAITRAN’NY POLISY (FIP) MANERANA AN’I MADAGASIKARA

✅ Fijerena ny lafiny maha-olona, ady amin’ny tsy fandriampahalemana, fangaraharĂ n’ny fitantanan-draharaham-panjakĂ na, ady amin’ny kolikoly âžĄïž Natomboka ny 03 Aprily 2025 tao amin’ny Fitaleavana misahana ny Fikarohana sy Fiofanana Mitohy etsy Antanimora ny fivorian’ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny Polisimpirenena izay mitantana

02 Aprily : Andron’ny Zandarimariam-pirenena

👉 Notontosaina androany Alarobia 02 Aprily 2025 tao amin’ny Toby RATSIMANDRAVA Andrefanambohijanahary ny Andron’ny Zandarimariam-pirenena raha ny teto Antananarivo Manokana. ✅ Tonga nanotrona sy nanome voninahitra izany lanonana izany ny Filohan’ny Antenimieran-doholona, ny Jeneraly RAVALOMANANA Richard ; ny lehiben’ny Mariboninahi-pirenena,

Miarahaba ny mpiara-miasa rehetra ato amin’ny Polisimpirenena malagasy

â˜Ș Nandalo iny volana Ramadan iny tao anatin’ny filaminana isika rehetra. Tonga ity ny famaranana izany volana masina izany. 🕌 Ankehitriny ary dia miarahaba manokana antsika mpino silamo rehetra ato amin’ny Polisimpirenena ny Fitantanana ato amin’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka. đŸ‘łđŸ‘źâ€â™‚ïž Niaina