VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA I « MIMI » : JIOLAHY RAINDAHINY, MPAMERIN-KELOKA MALAZA RATSY MPANAO HALATRA MOTO ARY AO ANATY FIKAMBAN-JIOLAHY AO MAHAJANGA

Ady amin’ny asan-jiolahy sy ny tsy fandriampahalemana – Taorian’ny fikarohana natao dia voasambotry ny Polisimpirenena avy ao amin’ny Unité d’Intervention Rapide (UIR) Mahajanga ny 30 aogositra 2025 tao Tsararano Ambany, Mahajanga, i Mimi, jiolahy raindahiny, efa mpamerin-keloka sady ao anaty