Ady amin’ny halatra moto -Naharay fitarainana ny Polisimpirenena avy ao amin’ny Kaomisaria Mananara Avaratra fa nisy moto iray Honda 125 miloko Mena very ny alin’ny 15 septambra 2025 teo anoloanan’ny trano fisakafoanana iray tao amin’ny fokontany Antanakoro. -Nandeha ny fanadihadiana
