📍 Hisokatra amin’ny fomba ofisialy ny 2 Martsa 2026 izao eny amin’ny CCI Ivato ny Fikaonandoham-pirenena ho an’ny Polisimpirenena Malagasy. 🗣️ Dinika lehibe izay tsy hijanona eto Antananarivo fa miitatra any amin’ireo Fitaleavam-paritry ny Filaminambahoaka manerana ny Nosy. Natao hakan-kevitra
