– Ady amin’ny tsy fandriam-pahalemana. – Ivandry, ny alin’ny 6 Janoary 2026, misasakalina mahery 30 minitra. Nandritra ny fisafoana anaty elakelan-trano no nifanehatra tamina telolahy ny Polisy. – Nandositra avy hatrany ireto olon-dratsy ka raikitra ny fifanenjehana, tratra ny iray
