– Notanterahina ny Zoma faha 16 Janoary 2026, tao amin’ny Komisaria Foibe Tsaralalàna, ny fampiofanana sy fampitomboana fahaiza-manao ho an’ireo Polisimpirenena mahakasika ny ady amin’ny herisetra mianjady amin’ny ankizy eny anivon’ny sekoly. – Ny Fitaleavana misahana ny Fikarohana sy ny
