– Ady amin’ny asan-jiolahy isan-karazany. – Manoloana ny fitaraina matetika voaray noho ny harom-paosy izay mirongatra ao amin’ny tsena Sabotsy Antsirabe dia nanao hetsika manokana ny Polisimpirenena. Polisy manao fanamiana sivily no nahetsika nanara-maso tao an-toerana. – Nahitam-bokany izany ka
