– Tontosa ny Talata faha 20 Janoary 2026, tao amin’ny Sekolim-pirenena Ambony ho an’ny Polisy (ENSP) Ivato, ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny Tale teo aloha sy ny Tale vaovao hitantana ny sekoly. – Araka izany, ny Commissaire Divisionnaire de Police BEN
