– Ny 21 janoary 2026 tokony ho tamin’ny 1 ora sy sasany tolakandro, nandritra ny fisafoana nataon’ny Polisimpirenena miasa ao amin’ny Kaomisaria Ambohidratrimo tao anatin’ny opération « MAHOMBY » no voasambotra ny mpivarotra rongony iray tao amin’ny fokontany Mandrosoa–Ivato. – Vaovao azo
