📅 Notanterahana ny Zoma 23 Janoary 2026 maraina, tetsy amin’ny Sekolim-pirenena Ambony ho an’ny Polisy (ENSP) Mamory Ivato, ny famaranana amin’ny fomba ofisialy ny fiofanana momba ny firotsahana an-tsehatra sy ny fitantanana tranga “tuerie de masse”, izay narahin’ireo Polisy sy
